Teny iditra (1/2) | 1 hosy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
fiasana tanimbary amin'ny omby 4 [1.1] fanitsahana amin' ny tongotra fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hoketsana; fambaboana fananan' olona. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the act of trampling the mud in the rice fields |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] action de piétiner les rizières 7 [1.13] rizière irriguée action de piétiner |
Voambolana |
8 Toe-karena: fambolena |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/2) | 19 hosy |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Bara]
tady |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.13] fil, câble |
Voambolana |
23 Fizìka |
Fivaditsoratra | 24 hosy, siho, sohy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |