Teny iditra hot > hotao (hota)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao hotaina [fitanisana]

Teny iditra hot > otaina (ota)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo fombafomba ara-pivavahana dikaina: Tsy azo otaina ny fady lehibe [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
otaina
otaiko
otainao
otainy
otaintsika
otainay
otainareo
otain'
otain-
otaim-
otai-
notaina
notaiko
notainao
notainy
notaintsika
notainay
notainareo
notain'
notain-
notaim-
notai-
hotaina
hotaiko
hotainao
hotainy
hotaintsika
hotainay
hotainareo
hotain'
hotain-
hotaim-
hotai-
otay, otao

Teny iditra hot > oteña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] aolana [Rakotosaona 1975]

Teny iditra hot > tao (ao)
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  ao

Teny iditra hot > tao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo
¶ Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay travail, action [Rajaonarimanana 1995]
 ¶ taozava-baventy fanodinana: industrie de transformation
¶ taozavatra madinika: petit artisanat [SLP 1986]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra hot > tao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay préparatifs, précaution [Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 

Teny iditra hot > tao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fitondrana [Rakotosaona 1975]

Teny iditra hot > taò
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] ity [Rakotosaona 1975]
Mpitovy hevitra 

Teny iditra hot > hotana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatairana mahazo ny saina ka mampivara-hontsana na mampientan-kafaliana. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay commotion, secousse, agitation de crainte [Abinal 1888 takila 272]
Sampanteny 

Teny iditra hot > hotaina (hota)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Atao hota, tsakotsakoina dia aloa [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
hotaina
hotaiko
hotainao
hotainy
hotaintsika
hotainay
hotainareo
hotain'
hotain-
hotaim-
hotai-
nohotaina
nohotaiko
nohotainao
nohotainy
nohotaintsika
nohotainay
nohotainareo
nohotain'
nohotain-
nohotaim-
nohotai-
hohotaina
hohotaiko
hohotainao
hohotainy
hohotaintsika
hohotainay
hohotainareo
hohotain'
hohotain-
hohotaim-
hohotai-
hotao

Teny iditra hot > hotoy (hoto)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao hotoina [fitanisana]
Ohatra Hotoy ireo akoho ireo, ry Koto a! [Rajemisa 1985]

Teny iditra hot > hoto
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra hot > hoto
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako
¶ Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra hotohoto

Teny iditra hot > hoto
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [Rajemisa 1985]

Teny iditra hot > hoto
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy fahasimbana
¶ fanasaratsarahana ho singa miavaka [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay décomposition [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hot > hota
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] fomba fitsako zavatra efa avy notsakoina ka aloa ndray fa tsy atelina [Rakotosaona 1975]
 Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon' ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy anything chewed [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay Bouchée de nourriture mâchée par la mère et donnée ensuite à l’enfant [Abinal 1888 takila 272]
 bouchée de nourriture qu'on mâche [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hot > moty
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Motika
¶ Mokony madinika [Rajemisa 1985]

Teny iditra hot > moty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy
¶ Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra motiny

Teny iditra hot > moty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy tsilo na somo-bary [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay filet de riz [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra hot > moty
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Karazam-borona [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra hot > moty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Taisaka, Tanala] tai-maso [Rakotosaona 1975]
 Tai-maso fotsy miraikitra eo antsisi-maso [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra mote

Teny iditra hot > mòta
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] tsy mahavokatra, ngazana (tany) [Rakotosaona 1975]

Teny iditra hot > hotoina (hoto)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Rotidrotehina, potipotehina [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
hotoina
hotoiko
hotoinao
hotoiny
hotointsika
hotoinay
hotoinareo
hotoin'
hotoin-
hotoim-
hotoi-
nohotoina
nohotoiko
nohotoinao
nohotoiny
nohotointsika
nohotoinay
nohotoinareo
nohotoin'
nohotoin-
nohotoim-
nohotoi-
hohotoina
hohotoiko
hohotoinao
hohotoiny
hohotointsika
hohotoinay
hohotoinareo
hohotoin'
hohotoin-
hohotoim-
hohotoi-
hotoy
Mpitovy hevitra hotohotoina

Teny iditra hot > hotoina (hoto)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Roahina: Hotoy ireo akoho ireo, ry Koto a! [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
hotoina
hotoiko
hotoinao
hotoiny
hotointsika
hotoinay
hotoinareo
hotoin'
hotoin-
hotoim-
hotoi-
nohotoina
nohotoiko
nohotoinao
nohotoiny
nohotointsika
nohotoinay
nohotoinareo
nohotoin'
nohotoin-
nohotoim-
nohotoi-
hohotoina
hohotoiko
hohotoinao
hohotoiny
hohotointsika
hohotoinay
hohotoinareo
hohotoin'
hohotoin-
hohotoim-
hohotoi-
hotoy

Teny iditra hot > tea
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Affectionner, agréer, aimer, approuver, désirer, vouloir  - > avaly, eke, hane, ila, iry, jangobo, laolao, sitsake, te, to [Poirot & Santio: Vezo (takila T)]
Teny nalaina 

Teny iditra hot > tea
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  dite; hazo dite
¶ lalonana tolakandro fisotroana dite [Hallanger 1969 takila 104]

Teny iditra hot > toa
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja... fa ny "toy" kosa fifanahafana, fifandraikana: Izay adala no toa an-drainy -- (Be maso toy ny rainy ity zaza ity)
¶ (Samy hafa ny fampiasa ny toa sy ny toy ankoatra ny heviny mitovitovy: ny toa dia fampiasa: a) -eo alohan' ny anaran-tsamirery: Manantsaina toa an-dRabe ny zanany; -b) eo alohan' ny mpisolo anarana misolo olona: Tsy misy mahay toa azy; -d) eo alohan' ny anarana iombonana tsy voafaritry ny mpanondro: Maty toa tantely. Ny toy kosa dia fampiasa: a) eo alohan' ny anarana iombonana voafaritry ny mpanoritra: Mamy toy ny tantely -b) eo alohan' ny mpamaritra na mpisolo anarana manondro: Tsy mbola nisy toy izany ~ Toy izao ny fandehan' i Feno kely [Rajemisa 1985]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny toa ity (1): Toamasina

Teny iditra hot > toa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ohatra ny: Toa manavy aho izany
¶ Angamba: Toa lasa omaly Rakoto [Rajemisa 1985]

Teny iditra hot > toa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy teny anti-miantso ny alika [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra to

Teny iditra hot > toa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voalohany, lehibe, niavian' ny hoe: Dadatoa, Nenitoa, matoa [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra hot > toa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] banga (antsy,ets.) [Rakotosaona 1975]

Teny iditra hot > hotona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (probablement la même étymologie que hoto, les longues tiges aquatiques de cette plante étant comparées à la bourre). Hydrotriche hottoniiflora Zucc. (Plantaginaceae). Plante aquatique à jolies fleurs émergentes. Introduite en Europe par les aquariophiles. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Hydrotriche hottoniiflora

Teny iditra hot > ota
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hadisoana, heloka natao (indrindra tamin' Andriamanitra)
¶ Fandikana didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Ota fady [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy sin [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay faute, transgression, violation; qui manque, qui oublie, qui rapporte mal les paroles de quelqu'un [Abinal 1888]
 péché [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Lahatsoratra 

Teny iditra hot > ota
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy wrong, out of place [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay qui manque le but; omis [Hallanger 1974]

Teny iditra hot > hôtoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] exécration, malédiction. (sabôbo). [David: Dialectes (takila H)]
Mpitovy hevitra hotaka

Teny iditra hot > tiana (tia)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra
¶ Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho
¶ Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny
¶ Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana
¶ Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
tiana
tiako
tianao
tiany
tiantsika
tianay
tianareo
tian'
tian-
tiam-
tia-
tiana
tiako
tianao
tiany
tiantsika
tianay
tianareo
tian'
tian-
tiam-
tia-
ho tiana
ho tiako
ho tianao
ho tiany
ho tiantsika
ho tianay
ho tianareo
ho tian'
ho tian-
ho tiam-
ho tia-
tiavo
Mpitovy hevitra tiavina
Teny nalaina 

Teny iditra hot > hotaina (hota)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Atao hota, tsakotsakoina dia aloa [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
hotaina
hotaiko
hotainao
hotainy
hotaintsika
hotainay
hotainareo
hotain'
hotain-
hotaim-
hotai-
nohotaina
nohotaiko
nohotainao
nohotainy
nohotaintsika
nohotainay
nohotainareo
nohotain'
nohotain-
nohotaim-
nohotai-
hohotaina
hohotaiko
hohotainao
hohotainy
hohotaintsika
hohotainay
hohotainareo
hohotain'
hohotain-
hohotaim-
hohotai-
hotao

Teny iditra hot > hotaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] exécration, malédiction. (sabôbo). [David: Dialectes (takila H)]
Mpitovy hevitra hôtoka

Teny iditra hot > to
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Taisaka, Tanosy] marina [Rakotosaona 1975]
  marina [Rajemisa 1985, SLP 1986]
 mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
¶ Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [Rajemisa 1985]
 voamarina, ekena [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay vrai [Abinal 1888 takila 704|1.13.fr, SLP 1986 takila 704|1.13.fr]
 véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [Abinal 1888 takila 704]
 vérifié [SLP 1986]
Sampanteny 
Haiendriteny 
to
tova
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [Dox: Mirahavavy]
2Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [Baiboly: 24.16.10]
3Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [Ravelomanana: Lalana, takila 208]
Teny nalaina 

Teny iditra hot > to
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] fahamarinana [Rakotosaona 1975]
Sampanteny 

Teny iditra hot > to
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [Rajemisa 1985]

Teny iditra hot > to
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy teny anti-miantso ny alika [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra toa

Teny iditra hot >
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] ity [Rakotosaona 1975]
Mpitovy hevitra taô

Teny iditra hot > to~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny to~]
Fanazavàna teny malagasy Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [Rajemisa 1985]

Teny iditra hot > to
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [Hallanger 1969]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hot > to
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [Hallanger 1969]

Teny iditra hot > hotoina (hoto)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Rotidrotehina, potipotehina [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
hotoina
hotoiko
hotoinao
hotoiny
hotointsika
hotoinay
hotoinareo
hotoin'
hotoin-
hotoim-
hotoi-
nohotoina
nohotoiko
nohotoinao
nohotoiny
nohotointsika
nohotoinay
nohotoinareo
nohotoin'
nohotoin-
nohotoim-
nohotoi-
hohotoina
hohotoiko
hohotoinao
hohotoiny
hohotointsika
hohotoinay
hohotoinareo
hohotoin'
hohotoin-
hohotoim-
hohotoi-
hotoy
Mpitovy hevitra hotohotoina

Teny iditra hot > hotoina (hoto)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Roahina: Hotoy ireo akoho ireo, ry Koto a! [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
hotoina
hotoiko
hotoinao
hotoiny
hotointsika
hotoinay
hotoinareo
hotoin'
hotoin-
hotoim-
hotoi-
nohotoina
nohotoiko
nohotoinao
nohotoiny
nohotointsika
nohotoinay
nohotoinareo
nohotoin'
nohotoin-
nohotoim-
nohotoi-
hohotoina
hohotoiko
hohotoinao
hohotoiny
hohotointsika
hohotoinay
hohotoinareo
hohotoin'
hohotoin-
hohotoim-
hohotoi-
hotoy

hot   
mafana
warm, hot [Richardson 1885, Hallanger 1973]
mahamay
burning hot [Hallanger 1973]
midaindaina
to be sultry, to be oppressively hot; to be unendurable, as a sound [Richardson 1885]
midanika
to be sultry, to be oppressively hot [Richardson 1885]
mifaingaina
to be oppressively hot (of the sun) [Hallanger 1973]

hot   
vahiny
étranger; hôte [Hallanger 1974]