Teny iditra | hotana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fahatairana mahazo ny saina ka mampivara-hontsana na mampientan-kafaliana. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | commotion, secousse, agitation de crainte [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |