|
|
|
|

Teny iditra1  hotrahina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Matavy misy ketrona mivalombalona: Hotrahina erỳ ny kibon' ilay Rangahy irỳ

Fivaditsoratra  4  hahonitra, hanohitra, hatrohina, hirotahan, hitarohan, hitoharan, hitorahan, hitroahan, hitrohana, hotrahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21