Teny iditra hotro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karama. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hotro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka, Tanosy] kitro (omby, ets.) [Rakotosaona 1972]
  [Bara, Taisaka] voditongotra, kitro [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] kitro, tongotr'omby [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] vodin-tongotra [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tankarana] sabot du boeuf, du cheval, talon. § kotro. [David 1952 (takila H)]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra ôtro

2017/03/10