Teny iditra | 1 hotsaka |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin' ny hotsaka Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany manontolo 4 [1.78] [Bezanozano] [hôtsaka] honahona |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny hotsaka io |
Fivaditsoratra | 11 ahotsak, hakotsa, hatosak, hatsako, hatsoka, hotsaka, katsaho, tsahako |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |