|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hotsohotso
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mpandaingalainga sy fetsifetsy sady tsy menatra akory hisoloky
Ohatra  4  hotsohotso roa venty
ny tanako roa feno avokoa
raha mahay manana hianao
manandroa
raha tsy mahay manana hianao
votsotra avokoa
[2.131]

Teny iditra (2/3)5  hotsohotso
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Aretin' ny famavanin-taolana, rohana
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.54] douleur à l'intérieur des os
Voambolana  9  Fahasalamana
Sampanteny 
10  Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)11  hotsohotso
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Bara] fitaka amin'ny haza

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21