|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hovihovy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana akoram-biby amin' ny ranomamy
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tsipelina hafa  5  hovohovo

Teny iditra (2/2)6  hovihovy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fangovitana, fipararetana kely tsy dia mafy.
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :

Fivaditsoratra  12  hovihovy, vohivohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21