|
|
|
|

Teny iditra1  Hypericum    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Hypericum bojerianum  ahigoaika, anangoaika
5  Hypericum japonicum  anangoaika, anantatatra, betoerana
6  Hypericum japonicum subsp. pseudocrispum  maintsorohina, maitsorohitra, manitsorohina, manitsorohitra, tsikotrakotra, tsikotrokotro, voantrotroka
7  Hypericum japonicum var. pseudocrispum  anangoaika, anangoaka, anantatara, anantatatra, beantoerana, famahipaihanalahy
8  Hypericum lalandii  amanjaka, amankaja, anangoaika
9  Hypericum lanceolatum  ambarasaha, amborasaha
10  Hypericum pauciflorum subsp. involutum  kianikanika, kitsinjotsinjo
11  Hypericum revolutum  felantrandraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/04