|
|
|
|

Teny iditra1  iaba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara] ray, rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy
4  [1.78] [Taisaka] ray
5  [1.78] [Betsimisaraka] fiantsoana ny ray, dada
6  [1.78] [Bezanozano] dada
7  [1.78] [Sihanaka] ray, dada
Tovy hevitra  8  aba
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  abay, iaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21