Teny iditra iafarana (fara)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1jiolahim-boton' Antananarivo no iafarana. [2.470]
2Ka teo amin' ny niaingàna no indro koa iafarana [2.296]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iafarana, iafarako, iafaranao, iafarany, iafarantsika, iafaranay, iafaranareo, iafaran', iafaran-, iafaram-, iafara-
Ny lasa : niafarana, niafarako, niafaranao, niafarany, niafarantsika, niafaranay, niafaranareo, niafaran', niafaran-, niafaram-, niafara-
Ny hoavy : hiafarana, hiafarako, hiafaranao, hiafarany, hiafarantsika, hiafaranay, hiafaranareo, hiafaran', hiafaran-, hiafaram-, hiafara-
Filaza mandidy : iafarao
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20