Teny iditra iakara > iakarana (akatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra Naneky vava, ka tsy avelany iakarana ny vohiny. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iakarana, iakarako, iakaranao, iakarany, iakarantsika, iakaranay, iakaranareo, iakaran', iakaran-, iakaram-, iakara-
Ny lasa : niakarana, niakarako, niakaranao, niakarany, niakarantsika, niakaranay, niakaranareo, niakaran', niakaran-, niakaram-, niakara-
Ny hoavy : hiakarana, hiakarako, hiakaranao, hiakarany, hiakarantsika, hiakaranay, hiakaranareo, hiakaran', hiakaran-, hiakaram-, hiakara-
Filaza mandidy : iakaro
Ohabolana