Teny iditra | iangaran > iangarana (angatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa vitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be discriminated against [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui est victime de discrimination, contre qui on fait des partialités [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Zanakanarana | |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny iangarana io | ||||||||