Teny iditra | 1 iangarana |
Fototeny | 2 angatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa vitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be discriminated against |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qui est victime de discrimination, contre qui on fait des partialités |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny iangarana io |
Fivaditsoratra | 14 aranganay, iangarana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |