Teny iditra Iaroka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] renirano mandalo an'i Mahatsarakely any Brickaville ka mivoaka amin'ny ranomasina Indianina ao atsimon'Andevoranto [Rakotosaona 1972]
Teny nalaina 

2009/09/28