Teny iditra Ibavy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Teny entin' ny lehilahy manondro ny anabaviny amin' ny fomba somary miangentsana: Inona no nentin' Ibavy ho anareo, rankizy? [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2017/09/05