Teny iditra | 1 Ibozy |
Singan-teny | 2 bozy |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a common name for small girls |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] nom de petites filles |
Ohatra |
6 ibozy anefa ao marary, i Solo noroahin'ny mpa-mpianatra fa tsy nahaloa kolazy. [1.281#ikakilaysyifaralahy] 7 Amin' io fotoana analana volo ny zaza io matetika no anomezana anarana azy, izay tsy mbola iantsoana azy anefa akory raha tsy efa feno enina na fito taona iz'y, fa mbola anaram-bosotra tsotra toy ny Ikoto sy ibozy fotsiny aloha no anononana azy. [2.436#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |