Teny iditra Idahy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Teny entin' ny vehivavy manondro ny anadahiny amin' ny fomba somary miangentsana: Aoka re, ry Idahy, fa be loatra izany fandokadokafanao ahy [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2017/09/05