|
|
|
|

Teny iditra1  idiran' izay loza
Singan-teny  2 idirana, 3 izay, 4 loza
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fiteny mirary ratsy ho an' olona, fanompana [1.1]
Tovy hevitra  7 idiranangano, idirandoza

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23