Teny iditra ierana (era)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy To be asked permission of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay à qui on demande permission, pourquoi on demande permission [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ierana, ierako, ieranao, ierany, ierantsika, ieranay, ieranareo, ieran', ieran-, ieram-, iera-
Ny lasa : nierana, nierako, nieranao, nierany, nierantsika, nieranay, nieranareo, nieran', nieran-, nieram-, niera-
Ny hoavy : hierana, hierako, hieranao, hierany, hierantsika, hieranay, hieranareo, hieran', hieran-, hieram-, hiera-
Filaza mandidy : ierao
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11