Teny iditra iereo
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] Izy, izy ireo [1.78]
Ohatra Vokany, an'arivony maro iereo zaza narary ary matimaty foanan'ny tsimokaretina sy hanoanana. [2.424]
Tovy hevitra iareo avao
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra iereo (ery)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ierena [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20