Teny iditra | 1 ifampifehezana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Ohatra |
3 [2.606] Ny teny no amolahana ny tontolo, ifampifehezana ao amin' ny fiarahamonina, ampitana ny fahalalana rehetra. 4 [4.27] fara fahabetsany dia mety hifankahay amin' ny famoahana fitsipika ifampifehezana tokony hanampy ny Lalàm-pifidianana izy ireo. |
Fototeny | 5 fehy |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |