|
|
|
|

Teny iditra1  ifampifehezana
Fototeny  2  fehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Ohatra  4  Ny teny no amolahana ny tontolo, ifampifehezana ao amin' ny fiarahamonina, ampitana ny fahalalana rehetra. [2.606]
5  fara fahabetsany dia mety hifankahay amin' ny famoahana fitsipika ifampifehezana tokony hanampy ny Lalàm-pifidianana izy ireo. [4.27]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20