Teny iditra ifampihavanana (havana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ifampihavanana, ifampihavanako, ifampihavananao, ifampihavanany, ifampihavanantsika, ifampihavananay, ifampihavananareo, ifampihavanan', ifampihavanan-, ifampihavanam-, ifampihavana-
Ny lasa : nifampihavanana, nifampihavanako, nifampihavananao, nifampihavanany, nifampihavanantsika, nifampihavananay, nifampihavananareo, nifampihavanan', nifampihavanan-, nifampihavanam-, nifampihavana-
Ny hoavy : hifampihavanana, hifampihavanako, hifampihavananao, hifampihavanany, hifampihavanantsika, hifampihavananay, hifampihavananareo, hifampihavanan', hifampihavanan-, hifampihavanam-, hifampihavana-

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31