Teny iditra | 1 ifanakalozana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Ohatra |
3 [2.117] Taratasy no ifanakalozany amin'izay fotoana izay. 4 [2.606] Eo anivon'ny Fokontany, ny vokatra fihinana toy ny tsako, balahazo, bele dia "atero ka alao" ifanakalozana ao anatin'ny fianakaviana ihany matetika fa tsy amidy. |
Fototeny | 5 takalo |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |