Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
ifanen
je
hana
Sokajin-teny
2
matoantenin' ny fameno
Ohatra
3
[
2.558
]
Hay adala manenjika adala, ka
ifanenjehana
koa avy eo.
Fototeny
4
en
jika
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ifanenjehana
, ifanenjehako, ifanenjehanao, ifanenjehany, ifanenjehantsika, ifanenjehanay, ifanenjehanareo, ifanenjehan', ifanenjehan-, ifanenjeham-, ifanenjeha-
6
Ny lasa :
nifanenjehana, nifanenjehako, nifanenjehanao, nifanenjehany, nifanenjehantsika, nifanenjehanay, nifanenjehanareo, nifanenjehan', nifanenjehan-, nifanenjeham-, nifanenjeha-
7
Ny hoavy :
hifanenjehana, hifanenjehako, hifanenjehanao, hifanenjehany, hifanenjehantsika, hifanenjehanay, hifanenjehanareo, hifanenjehan', hifanenjehan-, hifanenjeham-, hifanenjeha-
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11