Teny iditra ifanipazana (tsipy)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra ary moa olona iray no manao azy, sa misy teny ifanipazana eo? [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ifanipazana, ifanipazako, ifanipazanao, ifanipazany, ifanipazantsika, ifanipazanay, ifanipazanareo, ifanipazan', ifanipazan-, ifanipazam-, ifanipaza-
Ny lasa : nifanipazana, nifanipazako, nifanipazanao, nifanipazany, nifanipazantsika, nifanipazanay, nifanipazanareo, nifanipazan', nifanipazan-, nifanipazam-, nifanipaza-
Ny hoavy : hifanipazana, hifanipazako, hifanipazanao, hifanipazany, hifanipazantsika, hifanipazanay, hifanipazanareo, hifanipazan', hifanipazan-, hifanipazam-, hifanipaza-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20