|
|
|
|

Teny iditra1  ifa-po
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] mandalo (aretin-kibo): Namele kadàka amin-kongotraomby be lôtra rô aho ka vinangon'ny ifa-po lahale (nahery nihinana teti-pohy miharo tongotr'omby be loatra ange aho ka voan'ny mandalo halina)
Voambolana  4  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07