|
|
|
|

Teny iditra1  ifotorana
Fototeny  2  fototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#190]
Ohatra  5  [2.606#] Fa ny fanabeazana moa no ifotorana eto ka ny lanjan'io eo amin'ny anarana no hojerena.
6  [2.296#] ka tsy maintsy aposaka hiarahan'ny mpandinika mitsara izay lovan-tsoratra sy lovan-tsofina ifotorana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  anatofory, fiorotana, fotoranay, ifotorana, irofotana, itoforana, trafoinao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21