|
|
|
|

Teny iditra1  iheverana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#243]
Ohatra  5  [2.314#] Tsy mora araka ny iheverana azy akory ny mitantara.
6  [2.588#] Mitovitovy amin'ny atao hoe «Zavatra» no iheverana azy.
7  [1.369#] Ary inona no mba hanintona amin' ny fiainana natolotra amin' ny fotoana izay iheverana matetika ny fahafoizan-tena ho fanoherana ny zon' ny olona hivelatra?
Fototeny  8  hevitra
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny iheverana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11