Teny iditra iky
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Kian-teny enti-manaiky no misento: Eny iky! mandalo tokoa izany taona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an ornamental particle used at the end of a word or sentence when begging or beseeching: mba tsarovy kely iky (please remember that) [Richardson 1885]

Teny iditra iky
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Bara] [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

2009/02/23