Teny iditra (1/2) | 1 ilaina |
Fototeny | 2 ila |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tokony hananana, tokony hatao: Ilaina amin' ny sakafo ny vary sy ny hena / Ilaina ny mihinana mba ho velona Tadiavina, takina: Ilain' ny vatana ny miala sasatra indraindray |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be wanted, to be needed, to be taken, to be asked for. 6 [1.7] to be wanted to be desired, to be needed |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on cherche, qu'on désire, dont on a besoin |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ilaina io |
Teny iditra (2/2) | 14 ilaina |
Fototeny | 15 ila |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Akana ampahany na antsasany: Ilao io hena io hoentinao |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 19 ailany, alainy, ialany, ialina, ilaina, ilanay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |