Teny iditra | 1 ilay fito |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy) 4 [1.1] [ilaifito] Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season. |
Voambolana |
6 Haitoetrandro |
Singan-teny | 7 ilay, fito |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |