Teny iditra ilehio
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Aza misy taitra, hoy ilehio nibitsibitsika koa, fa samy "mpiady" daholo! [Andraina: I Vola, takila 54]
2Namely ihany I Feno, tataka boba ra indray koa ny ravin-tsofin' ilehio havanana. [Andraina: Mitaraina, takila 54]
3Tsy nahatazana azy kosa ilehio fa raha tsy izany dia ho matin' adroadro indray Rainitonadro. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 39]

2019/08/17