|
|
|
|

Teny iditra1  iliny
Singan-teny  2  ilika
Sokajin-teny  3  anarana ilika sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] nofon-kena malemy manaraka ny taolan-damosin'ny omby
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] filet
Ohatra  6  [2.857#] Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy;
7  [2.285#] Tsy hadinon' Itelo-lahy ny nanokana ny fony ho azy mpandrasa sy ny iliny sy ny losony ho fanajana an' Ingahy Dubosc.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07