|
|
|
|

Teny iditra 1  imaso
Fototeny  2 maso
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4 aux yeux de, en présence de [1.3]
Ohatra  5  manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. [2.471#]
6  Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472#]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 7 misy io teny io

Fivaditsoratra  9 Amosy, imaso, 10 maosy, 11 masio, 12 omasy, 13 samoy, 14 simao

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26