|
|
|
|

Teny iditra1  imasoana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ikezahana, ilofosana, ilozohana, ikelezana aina: Ny fianarana imasoina fa efa akaiky ny fanadinana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#436] Ny asany hiany no imasoany (Il ne s'applique qu'à son travail)
Ohatra  5  [2.117#105] Vakiteny sy soratra ary manisa no tena nimasoana
6  [2.470#] Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana.
7  [2.332#] Fanalana andro no iheveran' ny maro ny fambolen' anana nefa raha imasoana sy atao anton-draharaha, dia lahasa miantoka ny fameloman-tena.
Fototeny  8  maso
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13  amoasany, imasoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21