Teny iditra | 1 imasoana |
Fototeny | 2 maso |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ikezahana, ilofosana, ilozohana, ikelezana aina: Ny fianarana imasoina fa efa akaiky ny fanadinana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#436] Ny asany hiany no imasoany (Il ne s'applique qu'à son travail) |
Ohatra |
6 Vakiteny sy soratra ary manisa no tena nimasoana [2.117#105] 7 Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana. [2.470#] 8 Fanalana andro no iheveran' ny maro ny fambolen' anana nefa raha imasoana sy atao anton-draharaha, dia lahasa miantoka ny fameloman-tena. [2.332#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 amoasany, imasoana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |