Teny iditra | imbetsaka (betsaka) | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny habetsahan' ny nitranganjavatra na nanaovan-javatra: Imbetsaka aho no nahita azy nitondra iny kitapo iny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Many times [1.2, 1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Beaucoup de fois, bien des fois [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |