Teny iditra | 1 Imerimanjaka |
Singan-teny | 2 Merina, zaka, manjaka |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10] vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany... |
Voambolana |
5 Haitoetany: tanàna |
Mpanahaka | 6 nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmaltsmtoposids |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |