Teny iditra impolokely (folo, kely)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Imbetsaka dia imbetsaka: Impolokely aho no nananatra azy, nefa tsy nohenoiny ny teniko [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay souvent, plusieurs fois [Abinal 1888]

2010/05/23