Teny iditra inao
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Inao Rakoto fa vohay [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra injao

Teny iditra inao
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fandikana anglisy listen! Hark! [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra injao

Teny iditra iñao
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] ialao [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31