Teny iditra (1/3) | 1 inao |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Inao Rakoto fa vohay |
Tovy hevitra | 4 injao |
Teny iditra (2/3) | 5 inao |
Sokajin-teny | 6 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] listen! Hark! |
Tovy hevitra | 8 injao |
Teny iditra (3/3) | 9 iñao |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Bara]
ialao |
Fivaditsoratra | 12 anio, an' io, anoi, anoy, aoin, aoni, iano, iaño, iñao, inao, inoa, iôna, naoi |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |