|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  inay
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra heno ka toa tondroina: Inay ilay feo henoko omaly
Tovy hevitra  4  injay

Teny iditra (2/2)5  inay
Sokajin-teny  6  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Toy izay, tahaka izay (teny mitory toa fanenenana amin' ny zavatra natao, na toa faniniana ny lahatra amin' ny tsy naha-toy izao na toy izao ny tena): Inay aho tsy niavonavona tamin' ny lehibeko! / Inay aho tsy nahalala an' iny olona iny na oviana na oviana! / Inay aho vorona sahala aminao! (Ny Avana)
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] there! Behold! O that! Would that! Hark! List! Used of some one drawing near but not yet in sight.
9  [1.7] there! oh that!
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] puisse! oh que! plaise à Dieu!

Fivaditsoratra  11  aiñy, ainy, iañy, inai, inay, inia

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08