Teny iditra | 1 indaosina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
mitondra 4 [1.1] Entina an-kery, faohina: Nindaosin' ny rano ny tetezana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be carried, to be taken. |
Fototeny | 6 indao |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 11 indaozina |
Tovy hevitra | 12 indaojina |
Fivaditsoratra | 13 andisoany, anindaosy, disaninao, indaosina, isindanao, nadisonay, nasidinao, nidisoana, nodiasany, nodisaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |