Teny iditra (1/5) | 1 indra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#279] Largeur, épaisseur, côté: Ny indraben' ny sakaman-dimby dia irain-jehy ary ny indra-keliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d’épaisseur) ~ Nihataka teo an’ indran-dàlana izy, nony nandalo ny kalesy (Il s’écarta d’un côté du chemin, lorsque la voiture passait) ~ Teo an’ indrany aho (J’étais à côté de lui) |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 7 indrany |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/5) | 11 indra |
Sokajin-teny | 12 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] [Provincial]
before, previously, whilst |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.19] [Tankarana]
avant, auparavant. |
Teny iditra (3/5) | 15 indra |
Sokajin-teny | 16 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Bezanozano]
izany |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (4/5) | 19 indra |
Sokajin-teny | 20 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Bara]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra (5/5) | 23 indrà |
Sokajin-teny | 24 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.78] [Bara]
na....na..... |
Tovy hevitra | 26 ndra, ndra ñy |
Fivaditsoratra | 27 Andry, andry, an-dry, -drain', drain, drany, indra, indrà, nidra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/21 |
![]() |