Teny iditra indra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny
¶ Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra indrany

Teny iditra indra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana anglisy  [Provincial] before, previously, whilst [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] avant, auparavant. [David 1952 (takila I)]

Teny iditra indra
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bezanozano] izany [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra indra
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Bara] [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

Teny iditra indrà
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Bara] na....na..... [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra ndra ~ ndra ñy

2019/08/17