Teny iditra indrafo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hamorana hamela hadisoana, famindram-po (indraindray koa atao hoe findrafo): Olona tsy manana indrafo io lehilahy io [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy mercy, tenderness, compassion, loving kindness, clemency [Richardson 1885]
 pity, compassion [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay (corruption de findrafo) miséricorde, compassion, pitié, clémence, facilité à pardonner [Abinal 1888]
 pitié, miséricorde [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31