Teny iditra | 1 indrafo |
Singan-teny | 2 findra, fo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Hamorana hamela hadisoana, famindram-po (indraindray koa atao hoe findrafo): Olona tsy manana indrafo io lehilahy io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] compassion 6 [1.2] mercy, tenderness, loving kindness, clemency 7 [1.7] pity |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3, 1.8] miséricorde 9 [1.3] (corruption de findrafo) compassion, pitié, clémence, facilité à pardonner 10 [1.8] pitié |
Voambolana |
11 Ontam-po |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny indrafo io |
Fivaditsoratra | 14 drafony, fandrio, fidrano, indrafo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |