Teny iditra indraika
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly -- Hadinoy ny sentosento sy tomany -- Aoka ihany izany foko no hijaly -- Hitoloko samy irery lavitra any (Rajemisa Raolison)
¶ Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? -- Indraika [Rajemisa 1985]

Teny iditra indraika
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] koa, indray [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra indreka

2009/09/01